23 Dia nogadrainy izy roa lahy rehefa avy nokapohiny imbetsaka. Ary nomeny baiko ny mpiambina mba hiambina tsara azy ireo.+ 24 Koa satria nahazo an’izany baiko izany ilay mpiambina, dia nataony tany amin’ny fonja anatiny izy roa lahy, ary nogejainy tamin’ny gadra hazo ny tongotr’izy ireo.