15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely. 16 Fa hasehoko azy tsara hoe be dia be ny zavatra tsy maintsy hiaretany noho ny anarako.”+