-
Deoteronomia 25:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Azon’izy ireo kapohina hatramin’ny in-40 izy,+ saingy tsy azo atao mihoatra an’izay. Raha kapohina mihoatra an’izay mantsy ilay rahalahinao, dia ho lasa tsy misy hajany eo imasonao izy.
-