-
Asan’ny Apostoly 16:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia niara-nanohitra azy roa lahy ny vahoaka. Ary nendahan’ireo tompon’andraiki-panjakana ny akanjo nanaovan’izy roa lahy, ka nasainy nokapohina tamin’ny hazo izy ireo.+
-