-
Asan’ny Apostoly 20:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 dia nijanona telo volana tany. Nisy Jiosy nitetika ny hamono azy+ anefa rehefa haka sambo ho any Syria izy. Nanapa-kevitra àry izy hoe hiverina hamakivaky an’i Makedonia.
-
-
Asan’ny Apostoly 23:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary vao mainka nifamaly be izy ireo, ka natahotra ilay mpitari-tafika sao hifandroritan’izy ireo i Paoly. Nanome baiko an’ireo miaramila àry izy mba hidina sy hisintona azy haingana avy teo afovoan’ny olona, ary hitondra azy ho any amin’ny toby.
-