4 Fa nijaly* sy nitebiteby be aho tao am-poko tao rehefa nanoratra taminareo tamin-dranomaso be. Tsy hoe mba hampalahelo anareo+ anefa, fa mba hahafantaranareo hoe tena tia anareo aho.
2Fa tiako ho fantatrareo fa miady mafy aho mba hahasoa anareo, sy mba hahasoa an’izay any Laodikia,+ ary mba hahasoa an’izay rehetra mbola tsy nahita ahy.*