-
Efesianina 6:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tafio daholo izay fiadiana+ omen’Andriamanitra anareo, mba ho mafy orina ianareo ka ho vitanareo ny hanohitra ny teti-dratsin’ny Devoly. 12 Isika mantsy tsy miady*+ amin’ny nofo aman-dra, fa amin’ny fanjakana sy manam-pahefana sy mpanjakan’izao tontolo anaty haizina izao, ary amin’ny fanahy ratsy+ eny amin’ny faritry ny lanitra.
-