2 Korintianina 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy mba nilamindamina mihitsy izahay,* raha ny marina, rehefa tonga teto Makedonia,+ fa mbola nampahorina tamin’ny lafiny rehetra foana: Nisy ady teny ivelany ary tahotra tao anatiny.
5 Tsy mba nilamindamina mihitsy izahay,* raha ny marina, rehefa tonga teto Makedonia,+ fa mbola nampahorina tamin’ny lafiny rehetra foana: Nisy ady teny ivelany ary tahotra tao anatiny.