-
1 Korintianina 3:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Koa inona àry i Apolosy? Ary inona i Paoly? Mpanompo+ fotsiny ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, araka ny fanompoana nomen’ny Tompo azy ireo tsirairay avy.
-