FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:33-35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia nosaronan’i Mosesy lamba ny tarehiny, rehefa avy niresaka tamin’izy ireo izy.+ 34 Rehefa niditra nankeo anatrehan’i Jehovah anefa i Mosesy mba hiresaka taminy, dia nesoriny ilay lamba mandra-pivoakany avy tao.+ Ary nivoaka avy tao izy ka nampahafantariny an’ireo Israelita ny didy azony.+ 35 Ary hitan’ny Israelita fa nanjelanjelatra ny tarehin’i Mosesy. Dia nosaronan’i Mosesy lamba indray ny tarehiny, mandra-pandehany niditra hiresaka tamin’Andriamanitra.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara