-
Efesianina 6:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Hampahafantatra anareo ny zava-drehetra i Tykiko,+ rahalahy malala sy mpanompo mendri-pitokisana ao amin’ny Tompo, amin’izay ho fantatrareo koa ny momba ahy sy izay ataoko.+ 22 Izao no tena antony anirahako azy ho any aminareo: Mba ho fantatrareo hoe manao ahoana izahay, dia izy koa ho afaka hampionona ny fonareo.
-
-
1 Tesalonianina 4:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Miezaha foana àry hifampionona, ka ireo teny ireo no ampiasao amin’izany.
-