Jaona 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy hiteny betsaka aminareo intsony aho, fa efa ho avy ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+ Tsy manana fahefana amiko anefa izy.+ Efesianina 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoatr’izany ianareo taloha, satria nanao ny fanaon’izao* tontolo izao+ sady nanaraka an’ilay mpitondra mifehy ny rivotra. Io rivotra io+ dia ny toe-tsaina+ manjaka amin’izao ao amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana. 1 Jaona 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
30 Tsy hiteny betsaka aminareo intsony aho, fa efa ho avy ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+ Tsy manana fahefana amiko anefa izy.+
2 Hoatr’izany ianareo taloha, satria nanao ny fanaon’izao* tontolo izao+ sady nanaraka an’ilay mpitondra mifehy ny rivotra. Io rivotra io+ dia ny toe-tsaina+ manjaka amin’izao ao amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.