Isaia 64:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Asan’ny Apostoly 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely. 1 Korintianina 15:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Ilay lehilahy voalohany dia avy amin’ny tany sady natao tamin’ny vovoka,+ fa ilay lehilahy faharoa kosa avy any an-danitra.+
15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.
47 Ilay lehilahy voalohany dia avy amin’ny tany sady natao tamin’ny vovoka,+ fa ilay lehilahy faharoa kosa avy any an-danitra.+