FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 4:11-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hatramin’izao ora izao, dia mbola noana+ izahay, mangetaheta,+ zara raha mitafy,* kapohina,*+ tsy manan-kialofana, 12 ary miasa mafy amin’ny tananay.+ Rehefa misy manambanimbany anay dia mirary soa+ izahay, rehefa enjehina izahay dia miaritra foana,+ 13 ary rehefa misy manendrikendrika dia mamaly amim-pahalemem-panahy.*+ Lasa toy ny fakon’izao tontolo izao sy faikan’ny zava-drehetra izahay hatramin’izao.

  • Kolosianina 1:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Faly aho izao satria mijaly mba hahasoa anareo,+ ary miaritra ny fijalian’i Kristy aho, dia fijaliana mbola tsy niaretan’ny vatako, mba hahasoa an’ilay vatany,+ izany hoe ny fiangonana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara