-
2 Timoty 2:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Izany no mbola iaretako ny zava-drehetra noho ny amin’ny olom-boafidy,+ mba hahazoan’izy ireo koa an’ilay famonjena azo amin’ny alalan’i Kristy Jesosy, ary mba hahazoany voninahitra mandrakizay.
-