-
1 Korintianina 15:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’Andriamanitra anefa no nahatonga ahy ho hoatr’izao. Ary tsy very maina ny hatsaram-panahy miavaka nasehony tamiko, fa niasa mafy mihoatra noho izy rehetra aho. Tsy izaho anefa no tena niasa mafy, fa ilay hatsaram-panahy miavaka naseho tamiko.
-