Asan’ny Apostoly 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely. Romanina 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ianareo hafa firenena indray izao no iresahako. Koa satria apostoly ho an’ny hafa firenena+ aho, dia omeko voninahitra* ny fanompoako,+
15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.
13 Ianareo hafa firenena indray izao no iresahako. Koa satria apostoly ho an’ny hafa firenena+ aho, dia omeko voninahitra* ny fanompoako,+