-
Asan’ny Apostoly 9:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Vao tonga tany Jerosalema izy,+ dia niezaka hiaraka tamin’ny mpianatra. Natahotra azy anefa ny rehetra, satria tsy nino hoe efa lasa mpianatra izy.
-