Romanina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia ho afaka hanao an’izay zavatra tsara takin’ny* Lalàna isika+ amin’izay, ka tsy hanatanteraka ny fanirian’ny nofo, fa hanaiky hotarihin’ny fanahy.+
4 Dia ho afaka hanao an’izay zavatra tsara takin’ny* Lalàna isika+ amin’izay, ka tsy hanatanteraka ny fanirian’ny nofo, fa hanaiky hotarihin’ny fanahy.+