Asan’ny Apostoly 9:29, 30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Niresaka sy niady hevitra tamin’ny Jiosy miteny grika koa izy, saingy notadiavin’izy ireo hovonoina.+ 30 Rehefa fantatr’ireo rahalahy izany, dia nentiny nidina tany Kaisaria izy, ka nalefany tany Tarsosy.+
29 Niresaka sy niady hevitra tamin’ny Jiosy miteny grika koa izy, saingy notadiavin’izy ireo hovonoina.+ 30 Rehefa fantatr’ireo rahalahy izany, dia nentiny nidina tany Kaisaria izy, ka nalefany tany Tarsosy.+