Galatianina 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mazava ho azy fa efa henonareo ny nataoko tamin’izaho mbola nanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy.*+ Fa tena nanenjika mafy* ny fiangonan’Andriamanitra aho sady nandravarava azy.+
13 Mazava ho azy fa efa henonareo ny nataoko tamin’izaho mbola nanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy.*+ Fa tena nanenjika mafy* ny fiangonan’Andriamanitra aho sady nandravarava azy.+