Asan’ny Apostoly 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nahoana ianareo izao no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga ny vozon’ny mpianatra,+ nefa samy tsy nahazaka an’izany na isika na ny razambentsika?+ Asan’ny Apostoly 15:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Koa nahoana ianareo izao no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga ny vozon’ny mpianatra,+ nefa samy tsy nahazaka an’izany na isika na ny razambentsika?+