-
Asan’ny Apostoly 16:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nivavaka sy nihira fiderana ho an’Andriamanitra+ anefa i Paoly sy Silasy tamin’ny misasakalina tany ho any, ary nihaino azy ireo ny voafonja hafa.
-