22 Ianareo mpanompo, ankatoavy amin’ny zava-drehetra ny tomponareo.+ Tsy hoe rehefa manara-maso anareo ihany izy ireo vao mankatò ianareo, hoatran’ny hoe te hampifaly olona fotsiny, fa mankatoava kosa amin’ny fo satria matahotra an’i Jehovah ianareo.