FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tesalonianina 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra foana izahay noho ny aminareo, ry rahalahy tian’i Jehovah.* Efa hatramin’ny voalohany mantsy izy no nifidy anareo+ mba hovonjena, ka nohamasininy+ tamin’ny alalan’ny fanahiny ianareo satria nino ny fahamarinana.

  • 1 Petera 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy nohamasinin’ny fanahy masina,+ mba hankatò sy mba hofafazana ny ran’i Jesosy Kristy,+

      Enga anie ianareo hanehoana hatsaram-panahy miavaka* sy hahazo fiadanana betsaka kokoa!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara