-
Efesianina 2:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ny nofony no nanafoanany an’ilay nahatonga antsika roa tonta ho mpifahavalo, dia ny Lalàna misy didy maro. Tiany ho lasa olom-baovao iray+ ihany sy hihavana mantsy isika roa tonta, izay samy tafaray aminy. 16 Tiany koa ny hampihavana tanteraka antsika amin’Andriamanitra, amin’ny alalan’ny hazo fijaliana.*+ Dia ho lasa vatana iray ihany isika, satria efa nofoanany tamin’izy maty ilay zavatra nahatonga antsika ho mpifahavalo.+
-