-
2 Korintianina 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hain’Andriamanitra koa ny maneho hatsaram-panahy miavaka be dia be aminareo, mba hanana ny ampy foana ianareo amin’ny zava-drehetra. Amin’izay dia hanananareo be dia be izay ilaina mba hanaovana ny asa tsara rehetra,+
-