12 Ary tiako ho fantatrareo, ry rahalahy, fa vao mainka aza nampandroso ny vaovao tsara ny zavatra manjo ahy. 13 Dia lasa fantatry ny olona+ eo amin’ireo Mpiambina An’i Kaisara sy ny olona hafa rehetra fa noho i Kristy no nahatonga ahy ho voafatotra rojo vy.+