-
Jaona 15:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Izaho no voaloboka dia ianareo no sampany. Izay tafaray amiko foana ary izaho tafaray aminy, dia izy no mamoa be.+ Fa tsy afaka manao na inona na inona mihitsy ianareo raha misaraka amiko.
-