-
2 Tesalonianina 1:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ianareo àry no reharehanay+ eo amin’ireo fiangonan’Andriamanitra, noho ianareo miaritra sy manam-pinoana na dia miatrika* fanenjehana sy zava-tsarotra* aza.+ 5 Izany no porofo fa mitsara ara-drariny Andriamanitra, ka ho azony ekena hoe mendrika ny Fanjakan’Andriamanitra ianareo. Io Fanjakana io no antony iaretanareo fijaliana be.+
-