15 Koa manaova foana sorona fiderana ho an’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy, izany hoe vokatry ny molotra,+ ka resaho amin’ny hafa ny momba ny anarany.+
5 izay vato velona koa, dia aorina ho trano ara-panahy+ mba ho mpisorona masina. Amin’izay dia hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra ianareo, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+