Filemona 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mba anomano toerana hipetrahako koa aho. Manantena mantsy aho hoe hafahana ka ho tonga* any aminareo indray,+ satria mivavaka ho ahy ianareo.
22 Mba anomano toerana hipetrahako koa aho. Manantena mantsy aho hoe hafahana ka ho tonga* any aminareo indray,+ satria mivavaka ho ahy ianareo.