-
Matio 13:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 “Ny Fanjakan’ny lanitra dia hoatran’ny harena nafenina tany an-tsaha, izay hitan’olona ka nafeniny indray. Faly be izy ka lasa nivarotra an’izay nananany rehetra, dia nividy an’ilay saha.+
-