Romanina 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa ho an’izay tsy miasa* kosa nefa mino an’Ilay manambara ny ratsy fanahy hoe olo-marina, dia ekena ho olo-marina izy satria manam-pinoana.*+
5 Fa ho an’izay tsy miasa* kosa nefa mino an’Ilay manambara ny ratsy fanahy hoe olo-marina, dia ekena ho olo-marina izy satria manam-pinoana.*+