Romanina 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa. Mpandova an’Andriamanitra tokoa isika, nefa koa mpiara-mandova+ amin’i Kristy. Raha miara-mijaly aminy+ isika, dia homem-boninahitra miaraka aminy koa.+ 2 Korintianina 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Miaritra ny mafy foana izahay ka atahorana hatramin’ny ainay, hoatran’ny nanjo an’i Jesosy.+ Amin’izay dia ho hita hoe hoatran’izay niainan’i Jesosy koa ny zavatra iainanay.* Kolosianina 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Faly aho izao satria mijaly mba hahasoa anareo,+ ary miaritra ny fijalian’i Kristy aho, dia fijaliana mbola tsy niaretan’ny vatako, mba hahasoa an’ilay vatany,+ izany hoe ny fiangonana.+
17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa. Mpandova an’Andriamanitra tokoa isika, nefa koa mpiara-mandova+ amin’i Kristy. Raha miara-mijaly aminy+ isika, dia homem-boninahitra miaraka aminy koa.+
10 Miaritra ny mafy foana izahay ka atahorana hatramin’ny ainay, hoatran’ny nanjo an’i Jesosy.+ Amin’izay dia ho hita hoe hoatran’izay niainan’i Jesosy koa ny zavatra iainanay.*
24 Faly aho izao satria mijaly mba hahasoa anareo,+ ary miaritra ny fijalian’i Kristy aho, dia fijaliana mbola tsy niaretan’ny vatako, mba hahasoa an’ilay vatany,+ izany hoe ny fiangonana.+