-
1 Korintianina 1:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Noho izany, dia tsy misy mihitsy fanomezana tsy anananareo, amin’izao ianareo miandry mafy izao hoe rahoviana no haharihary i Jesosy Kristy Tompontsika.+
-
-
Titosy 2:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Miandry an’ilay zavatra mahafaly antenaintsika koa isika,+ sady miandry ny fisehoana be voninahitr’ilay Andriamanitra tena miavaka sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika.
-