Jaona 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Teo amin’izao tontolo izao izy,+ ary izy no nampiasaina mba hampisy an’izao tontolo izao.+ Tsy nahalala azy anefa izao tontolo izao. Hebreo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amin’izao andro farany izao kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’izy io no nanaovany an’ireo rafitra nisy teto amin’izao tontolo izao.*+
10 Teo amin’izao tontolo izao izy,+ ary izy no nampiasaina mba hampisy an’izao tontolo izao.+ Tsy nahalala azy anefa izao tontolo izao.
2 Amin’izao andro farany izao kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’izy io no nanaovany an’ireo rafitra nisy teto amin’izao tontolo izao.*+