FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny nofony no nanafoanany an’ilay nahatonga antsika roa tonta ho mpifahavalo, dia ny Lalàna misy didy maro. Tiany ho lasa olom-baovao iray+ ihany sy hihavana mantsy isika roa tonta, izay samy tafaray aminy.

  • Kolosianina 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nofafany* ilay lalàna+ nisy didy maro,+ izay nosoratana hanamelohana antsika.+ Nofoanany ilay izy rehefa nofantsihany teo amin’ny hazo fijaliana.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara