1 Korintianina 15:42, 43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Toy izany koa ny fitsanganan’ny maty. Vatana mety lo izy rehefa afafy, fa tsy mety lo+ kosa rehefa atsangana. 43 Alam-baraka izy rehefa afafy, fa be voninahitra+ rehefa atsangana. Malemy izy rehefa afafy, fa mahery+ rehefa atsangana.
42 Toy izany koa ny fitsanganan’ny maty. Vatana mety lo izy rehefa afafy, fa tsy mety lo+ kosa rehefa atsangana. 43 Alam-baraka izy rehefa afafy, fa be voninahitra+ rehefa atsangana. Malemy izy rehefa afafy, fa mahery+ rehefa atsangana.