Romanina 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ataovy hoatran’ny tenanareo ihany ny olon-kafa. Aza manambony tena, fa miezaha hanetry tena.*+ Aza mihevi-tena ho hendry.+
16 Ataovy hoatran’ny tenanareo ihany ny olon-kafa. Aza manambony tena, fa miezaha hanetry tena.*+ Aza mihevi-tena ho hendry.+