FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tesalonianina 1:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izany mihitsy no mahatonga anay hivavaka ho anareo foana, mba ho hitan’ilay Andriamanitsika fa mendrika an’ilay fiantsoany+ anareo ianareo. Dia mivavaka koa izahay mba hampiasa ny heriny izy ka hotanterahiny daholo izay tiany, ary hataony mahomby izay ataonareo noho ny finoanareo. 12 Amin’izay dia homem-boninahitra amin’ny alalanareo ny anaran’i Jesosy Tompontsika, ary ho tafaray aminy ianareo, noho ilay hatsaram-panahy miavaka nasehon’ilay Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara