Romanina 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa aharihary avy any an-danitra ny hatezeran’Andriamanitra+ amin’ny olona rehetra tsy matahotra azy sy tsy manao ny marina. Mampiasa teti-dratsy izy ireny mba hisakanana ny olona tsy hahafantatra ny marina.+
18 Fa aharihary avy any an-danitra ny hatezeran’Andriamanitra+ amin’ny olona rehetra tsy matahotra azy sy tsy manao ny marina. Mampiasa teti-dratsy izy ireny mba hisakanana ny olona tsy hahafantatra ny marina.+