1 Tesalonianina 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 fa nirahinay i Timoty,+ rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra* mitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy. Nirahinay izy mba hanatanjaka* sy hampahery anareo, dia hatanjaka ny finoanareo.
2 fa nirahinay i Timoty,+ rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra* mitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy. Nirahinay izy mba hanatanjaka* sy hampahery anareo, dia hatanjaka ny finoanareo.