2 Korintianina 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy hoe “eny” mantsy dia avy eo “tsia” i Jesosy Kristy Zanak’Andriamanitra, ilay notorinay sy Silvano* ary Timoty+ taminareo. Amin’i Kristy kosa, rehefa “eny” dia “eny.”
19 Tsy hoe “eny” mantsy dia avy eo “tsia” i Jesosy Kristy Zanak’Andriamanitra, ilay notorinay sy Silvano* ary Timoty+ taminareo. Amin’i Kristy kosa, rehefa “eny” dia “eny.”