-
1 Timoty 6:13-15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Izao no didy omeko anao eo anatrehan’Andriamanitra, izay mahatonga ny zava-drehetra ho mbola velona, sy eo anatrehan’i Kristy Jesosy, izay vavolombelona nanazava tsara ny zavatra ninoany teo anatrehan’i Pontio Pilato:+ 14 Ankatoavy ny didy ary ataovy tsy misy pentina sy tsy misy hokianina ny fankatoavanao an’izany, mandra-pahatongan’ny fotoana hisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ 15 ilay Tompom-pahefana falifaly sady tokana, izay hiseho amin’ny fotoana voatondro. Izy no Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo,+
-