Deoteronomia 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha vavolombelona iray ihany, dia tsy mahazo miampanga* olon-kafa hoe nanao diso na nanota.+ Ny tenin’ny* vavolombelona roa na telo no ahazoana antoka hoe mitombina ny zavatra iray.+ Matio 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
15 “Raha vavolombelona iray ihany, dia tsy mahazo miampanga* olon-kafa hoe nanao diso na nanota.+ Ny tenin’ny* vavolombelona roa na telo no ahazoana antoka hoe mitombina ny zavatra iray.+