FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Timoty 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ampahatsiahivo azy ireo foana ireo zavatra ireo, ary anaro eo anatrehan’Andriamanitra izy ireo mba tsy hiady hevitra momba ny teny, fa tsy misy ilana azy mihitsy izany satria manimba an’izay mihaino.*

  • Titosy 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Maro mantsy no mikomy, manao resaka tsy misy fotony, ary mamitaka, indrindra fa ireo mifikitra amin’ny famorana.+

  • Titosy 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aza midikiditra amin’ny adihevitra adaladala anefa, na ny resaka tetirazana,* na ny fifamaliana, na ny ady momba ny Lalàna, fa sady tsy mahasoa izany no tsy misy dikany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara