1 Korintianina 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Miresaka an’izany zavatra izany koa isika, nefa tsy mampiasa teny ampianarin’olon-kendry,+ fa mampiasa teny ampianarin’ny fanahy.+ Teny araka ny fanahy mantsy no anazavantsika zavatra araka ny fanahy. 1 Korintianina 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Kolosianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Miresaka an’izany zavatra izany koa isika, nefa tsy mampiasa teny ampianarin’olon-kendry,+ fa mampiasa teny ampianarin’ny fanahy.+ Teny araka ny fanahy mantsy no anazavantsika zavatra araka ny fanahy.