FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Timoty 2:16-18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ialao kosa ny resaka tsy misy fotony manazimbazimba zava-masina,+ satria vao mainka hahatonga ny olona tsy hatahotra an’Andriamanitra izany, 17 sady hitatra hoatran’ny fery mandoaka.* Anisan’ny mpanao an’izany i Hymeneo sy Fileto.+ 18 Niala tamin’ny fahamarinana ireo lehilahy ireo ka nilaza fa efa nitranga sahady, hono, ny fitsanganana amin’ny maty.+ Koa nanimba ny finoan’ny sasany izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara