1 Korintianina 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Toy izany koa no nataony tamin’ny kaopy,+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy ireo. Dia hoy izy: “Ity kaopy ity no* fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako.+ Ataovy foana izao ho fahatsiarovana ahy,+ isaky ny misotro amin’izy ity ianareo.”
25 Toy izany koa no nataony tamin’ny kaopy,+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy ireo. Dia hoy izy: “Ity kaopy ity no* fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako.+ Ataovy foana izao ho fahatsiarovana ahy,+ isaky ny misotro amin’izy ity ianareo.”